Matthew 14:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo dia nandefa iraka tany amin’ny tany rehetra manodidina mba hitondra ny marary rehetra ho eo Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony nahafantatra Azy ny mponina tao, dia nandefa iraka tamin’ny tany manodidina rehetra, ka nentin’ny olona teo aminy avokoa ny marary rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahafantatra an’i Jesoa ny tompon-tany tao, ka nandefa iraka teny amin’ny tany rehetra manodidina hilaza ny fahatongavany; ary dia nentin’ny olona teo amin’i Jesoa ny marary rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo, dia naniraka tany amin'ny tany rehetra manodidina izy ka nitondra ny marary rehetra ho eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo dia nandefa iraka tany amin’ny tany rehetra manodidina mba hitondra ny marary rehetra ho eo Aminy.
malagasy
Ary nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo, dia naniraka tany amin'ny tany rehetra manodidina izy ka nitondra ny marary rehetra ho eo aminy.Ary nangataka taminy ireo mba hamela azy hanendry na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; koa na iza na iza no nanendry dia sitrana tokoa.