Matthew 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa naniry hamono azy i Heroda, saingy natahotra ny vahoaka izy satria nataon’ireo ho mpaminany i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitady hamono azy i Herôda, saingy natahotra ny vahoaka, satria nataon’ny olona fa mpaminany i Joany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifofo ny ain’i Jôhany i Herôda, saingy natahotra ny vahoaka jiosy, satria noheverin-dry zareo ho mpaminanin ’Andriamanitra i Jôhany.
Malagasy Bible 1865
Ary Heroda naniry hamono azy, saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nataon'ireo ho mpaminany Jaona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa naniry hamono azy i Heroda, saingy natahotra ny vahoaka izy satria nataon’ireo ho mpaminany i Jaona.
malagasy
Ary Heroda naniry hamono azy, saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nataon'ireo ho mpaminany Jaona.