Matthew 14:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nony tonga ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Heroda dia nandihy teo anatrehany ny zanakavavin’i Herodiasy ka nahafaly an’i Heroda izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny andro nankalazana ny nahaterahan’i Herôda, dia nandihy teo anatrehan’ny olona nasaina ny zanakavavin’i Herôdiada, ka nahafaly an’i Herôda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga anefa ny fitsingerenan’ny andro nahaterahan’i Herôda, dia nandihy teo anatrehan’ny olona nasaina ny zanakavavin’i Herôdiada ka nahafaly an’i Herôda.
Malagasy Bible 1865
Fa nony tonga ny fitsingerenan'ny taona nahaterahan'i Heroda, dia nandihy teo anatrehany ny zanakavavin'i Herodiasy ka nahafaly an'i Heroda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nony tonga ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Heroda dia nandihy teo anatrehany ny zanakavavin’i Herodiasy ka nahafaly an’i Heroda izany.
malagasy
Fa nony tonga ny fitsingerenan'ny taona nahaterahan'i Heroda, dia nandihy teo anatrehany ny zanakavavin'i Herodiasy ka nahafaly an'i Heroda.