Matthew 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, nianiana izy fa hanome azy izay hangatahiny na inona na inona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany dia nianiana izy hanome azy izay zavatra hangatahiny na inona na inona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia niozonozona mihitsy ity mpanjaka fa hanome an-drazazavavy ny zavatra hangatahiny na inona na inona.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia nianiana izy fa hanome azy izay hangatahiny na inona na inona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, nianiana izy fa hanome azy izay hangatahiny na inona na inona.
malagasy
Ary noho izany dia nianiana izy fa hanome azy izay hangatahiny na inona na inona.