Matthew 14:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nomen’ny reniny hevitra Razazavavy dia nilaza hoe: Omeo ahy eto ambony lovia ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nomen-dreniny hevitra rahateo razazavavy, ka hoy izy hoe: «Omeo ahy eto amin’ny lovia ny lohan’i Joany Batista.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nomen-dreniny hevitra razazavavy, dia niteny hoe: –Omeo ahy etoana an-dovia ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nomen-dreniny saina razazavavy, dia nanao hoe: Omeo ahy eto an-dovia ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nomen’ny reniny hevitra Razazavavy dia nilaza hoe: Omeo ahy eto ambony lovia ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.
malagasy
Ary rehefa nomen-dreniny saina razazavavy, dia nanao hoe: Omeo ahy eto an-dovia ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.