Matthew 14:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalahelo ny mpanjaka, nefa noho ny fianianany sy ireo olona izay niara-nipetraka nihinana teo aminy dia nandidy ihany izy mba hanomezana azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalahelo ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy noho ny olona niara-nihinana taminy, dia nasainy nomena azy ihany izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalahelo ny mpanjaka; saingy noho izy niozonozona teo anatrehan’ny olona niara-nisakafo taminy, dia nasainy homena an-drazazavavy izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nalahelo ny mpanjaka; kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay niara-nipetraka nihinana teo aminy, dia nandidy ihany izy mba homena izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalahelo ny mpanjaka, nefa noho ny fianianany sy ireo olona izay niara-nipetraka nihinana teo aminy dia nandidy ihany izy mba hanomezana azy izany.
malagasy
Dia nalahelo ny mpanjaka; kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay niara-nipetraka nihinana teo aminy, dia nandidy ihany izy mba homena izany.