Matthew 15:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy Fariseo sy mpanoradalàna avy tany Jerosalema nankeo amin’i Jesosy ka niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay nisy mpanora-dalàna sy Farisianina avy tany Jerosalema nanatona Azy ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy Farisianina sy mpahay lalàna avy tany Jerosalema, nanatona an’i Jesoa ary nanontany Azy hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia nankeo amin'i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany avy tany Jerosalema ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy Fariseo* sy mpanoradalàna* avy tany Jerosalema nankeo amin’i Jesosy ka niteny hoe:
malagasy
Dia nankeo amin'i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany avy tany Jerosalema ka nanao hoe: