Matthew 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy Izy ka niteny taminy hoe: Mihainoa ka fantaro:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nasainy nanatona Azy ny vahoaka, dia hoy Izy taminy: «Henoy, ary fantaro:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoin’i Jesoa hankeo aminy kosa ny vahoaka sady nilazany hoe: –Mihainoa ka mahafantara:
Malagasy Bible 1865
Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy Izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ka mahafantara:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy Izy ka niteny taminy hoe: Mihainoa ka fantaro:
malagasy
Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy Izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ka mahafantara: