Matthew 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy izay miditra amin’ny vava no mahaloto ny olona, fa izay mivoaka avy amin’ny vava, izany no mahaloto ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy izay miditra amin’ny vava no mahaloto ny olona; fa izay aloaky ny vava, izany no mahaloto ny olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy izay miditra ao am-bavan’ny olona no mahaloto azy; fa izay aloaky ny vavan’ny olona no mahaloto azy.
Malagasy Bible 1865
tsy izay miditra amin'ny vava no mahaloto ny olona; fa izay mivoaka avy amin'ny vava, izany no mahaloto ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy izay miditra amin’ny vava no mahaloto ny olona, fa izay mivoaka avy amin’ny vava, izany no mahaloto ny olona.
malagasy
tsy izay miditra amin'ny vava no mahaloto ny olona; fa izay mivoaka avy amin'ny vava, izany no mahaloto ny olona.