Matthew 15:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankeo Aminy ny mpianatra ka niteny Taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Fariseo raha nandre izany teny izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona Azy ny mpianany ka nilaza taminy hoe: «Fantatrao va fa tafintohina ny Farisianina nandre izany teny izany?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany, ka nanao taminy hoe: –Fantatrao ve fa tezitra mafy ny Farisianina raha nandre izany teny izany?
Malagasy Bible 1865
Dia nankeo aminy ny mpianatra ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Fariseo, raha nandre izany teny izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankeo Aminy ny mpianatra ka niteny Taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Fariseo raha nandre izany teny izany?
malagasy
Dia nankeo aminy ny mpianatra ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Fariseo, raha nandre izany teny izany?