Matthew 15:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy namaly hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambolen’ny Raiko izay any an-danitra dia hongotana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navaliny azy ireo: «Ny voly rehetra tsy nambolen’ny Raiko izay any an-danitra dia hongotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Ny voly rehetra tsy nambolen’ny Raiko Izay any an-danitra dia hongotana.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy namaly ka nanao hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambolen'ny Raiko Izay any an-danitra dia hongotana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy namaly hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambolen’ny Raiko izay any an-danitra dia hongotana.
malagasy
Ary Izy namaly ka nanao hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambolen'ny Raiko Izay any an-danitra dia hongotana.