Matthew 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avelao izy, fa jamba mitarika jamba; ary raha ny jamba no mitarika jamba dia samy ho latsaka any an-kady izy roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avelao izy, fa jamba mitari-dalana ny jamba, dia hianjera any an-kady izy roroa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avelao any ireo, fa jamba mitantana jamba; ary raha misy jamba mifampitantana, dia hifamarina an-kady.
Malagasy Bible 1865
Avelao izy; mpitarika jamba izy; ary raha ny jamba no mitarika ny jamba, dia samy ho latsaka any an-kady izy roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avelao izy, fa jamba mitarika jamba; ary raha ny jamba no mitarika jamba dia samy ho latsaka any an-kady izy roa.
malagasy
Avelao izy; mpitarika jamba izy; ary raha ny jamba no mitarika ny jamba, dia samy ho latsaka any an-kady izy roa.