Matthew 15:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Petera Taminy: Lazao aminay ny hevitr’izany fanoharana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly i Piera nanao taminy hoe: «Lazao anay ny hevitr’izany fanoharana izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Petera ka nanao taminy hoe: –Hazavao aminay ny hevitr’ilay fanoharana teo.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera namaly ka nanao taminy hoe: Lazao aminay ny hevitr'izany fanoharana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Petera Taminy: Lazao aminay ny hevitr’izany fanoharana izany.
malagasy
Ary Petera namaly ka nanao taminy hoe: Lazao aminay ny hevitr'izany fanoharana izany.