Matthew 15:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy: Ianareo koa va mbola tsy mahafantatra ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ianareo koa va, hoy Izy, mbola tsy mahalala ihany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa: –Ianareo koa ve tsy mahafantatra mandrak’izao?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy: Hianareo koa va mbola tsy mahafantatra ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy: Ianareo koa va mbola tsy mahafantatra ihany?
malagasy
Ary hoy Jesosy: Hianareo koa va mbola tsy mahafantatra ihany?