Matthew 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin’ny vava dia mankao an-kibo ka avoaka any amin’ny toeram-pivoahana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin’ny vava dia midina any an-kibo ka ariana any an-katakonana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy takatrareo ve fa izay rehetra miditra ao am-bava dia lasa any an-kibo ka alefa any amin’ny fanariana azy.
Malagasy Bible 1865
Tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin'ny vava dia mankao an-kibo ka avoaka ao amin'ny fivoahana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin’ny vava dia mankao an-kibo ka avoaka any amin’ny toeram-pivoahana?
malagasy
Tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin'ny vava dia mankao an-kibo ka avoaka ao amin'ny fivoahana?