Matthew 15:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay mivoaka avy amin’ny vava kosa dia avy amin’ny fo ka izany no mahaloto ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay mivoaka amin’ny vava kosa dia avy amin’ny fo, ka izany no mahaloto ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay aloaky ny vava kosa dia mipoitra avy ao am-po, ary izany no mahaloto ny olona.
Malagasy Bible 1865
Fa izay mivoaka avy amin'ny vava kosa dia avy amin'ny fo, ka izany no mahaloto ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay mivoaka avy amin’ny vava kosa dia avy amin’ny fo ka izany no mahaloto ny olona.
malagasy
Fa izay mivoaka avy amin'ny vava kosa dia avy amin'ny fo, ka izany no mahaloto ny olona.