Matthew 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ny mpianatrao no mandika ny fampianarana voatolotry ny razana? Fa tsy mba manasa tanana izy ireo rehefa hihinan-kanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nahoana ny mpianatrao no mandika ny lovantsofin-drazana? fa tsy mba manasa tanana izy raha hihinan-kanina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Nahoana ny mpianatrao no mandika ny fomba amam-panao nampitain’ny razantsika? Tsy mba manasa tanana araka ny fomba ara-pivavahana manko ny mpianatrao raha hihinan-kanina!
Malagasy Bible 1865
Nahoana ny mpianatrao no mandika ny fampianarana voatolotry ny razana? Fa tsy mba manasa tanana izy, raha hihinan-kanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ny mpianatrao no mandika ny fampianarana voatolotry ny razana? Fa tsy mba manasa tanana izy ireo rehefa hihinan-kanina.
malagasy
Nahoana ny mpianatrao no mandika ny fampianarana voatolotry ny razana? Fa tsy mba manasa tanana izy, raha hihinan-kanina.