Matthew 15:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana amin’ny tanana tsy voasasa dia tsy mba mahaloto ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana tsy misasa tanana, tsy mahaloto ny olona akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana tsy misasa tanana, tsy mba mahaloto ny olona.
Malagasy Bible 1865
izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana amin'ny tanana tsy misasa tsy mba mahaloto ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana amin’ny tanana tsy voasasa dia tsy mba mahaloto ny olona.
malagasy
izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana amin'ny tanana tsy misasa tsy mba mahaloto ny olona.