Matthew 15:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo Jesosy ka nankany amin’ny faritanin’i Tiro sy Sidona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala teo i Jesoa dia nankany amin’ny faritanin’i Tira sy i Sidona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo i Jesoa ary nankany amin’ny faritanin’i Tiro sy i Sidôna.
Malagasy Bible 1865
Dia niala teo Jesosy ka nankany amin'ny fari-tanin'i Tyro sy Sidona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo Jesosy ka nankany amin’ny faritanin’i Tiro sy Sidona.
malagasy
Dia niala teo Jesosy ka nankany amin'ny fari-tanin'i Tyro sy Sidona.