Matthew 15:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa Izy tsy namaly azy akory na dia teny indraimbava aza. Dia nanatona ny mpianany ka nangataka Taminy hoe: Roahy izy fa miantsoantso mafy ato aorianantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy namaly azy i Jesoa na dia indraimbava aza. Dia nanatona niangavy taminy ny mpianany nanao hoe: «Roahy izy, fa mikiakiaka manaraka antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy namaly teny azy i Jesoa, ka nohatonin’ny mpianany ary nangatahany hoe: –Omeo an-dramatoa io izay tadiaviny, satria miantsoantso mafy manjohy antsika izy.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy tsy namaly teny azy. dia nanatona ny mpianany ka nangataka taminy nanao hoe: Roahy izy, fa miantso mafy ato aoriantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa Izy tsy namaly azy akory na dia teny indraimbava aza. Dia nanatona ny mpianany ka nangataka Taminy hoe: Roahy izy fa miantsoantso mafy ato aorianantsika.
malagasy
Fa Izy tsy namaly teny azy. dia nanatona ny mpianany ka nangataka taminy nanao hoe: Roahy izy, fa miantso mafy ato aoriantsika.