Matthew 15:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy namaly hoe: Tsy nirahina Aho afa-tsy ho amin’ny ondry very amin’ny taranak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navaliny azy: «Tsy nirahina afa-tsy ho an’ny ondry very amin’ny taranak’i Israely Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Tsy nirahina Aho afa-tsy amin’ireo ondry very, dia ny vahoaka Israely!
Malagasy Bible 1865
Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy nirahina Aho afa-tsy ho amin'ny ondry very amin'ny taranak'isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy namaly hoe: Tsy nirahina Aho afa-tsy ho amin’ny ondry very amin’ny taranak’Israely.
malagasy
Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy nirahina Aho afa-tsy ho amin'ny ondry very amin'ny taranak'isiraely.