Matthew 15:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatona ihany anefa Ravehivavy sady niankohoka teo anatrehany no niteny Taminy hoe: Tompoko ô, vonjeo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanatona ihany ravehivavy ka niankohoka teo anatrehany, ary nanao hoe: «Tompo ô! vonjeo aho!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga niankohoka teo anatrehan’i Jesoa anefa ravehivavy ka nanao hoe: –Tompo ô, ampio re aho!
Malagasy Bible 1865
Fa nanatona ihany ravehivavy, dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, vonjeo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatona ihany anefa Ravehivavy sady niankohoka teo anatrehany no niteny Taminy hoe: Tompoko ô, vonjeo aho.
malagasy
Fa nanatona ihany ravehivavy, dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, vonjeo aho.