Matthew 15:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy namaly hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ny amboa kely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa novaliany hoe: «Tsy mety raha ny mofon-jaza no alaina ka atsipy ho an’ny amboa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy mety raha mofon-jaza no alaina ka atsipy ho an’ny amboakely.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an'ny amboakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy namaly hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ny amboa kely.
malagasy
Fa Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an'ny amboakely.