Matthew 15:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Ravehivavy: Marina izany, Tompoko; fa na dia ny amboa kely aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin’ny latabatry ny tompony ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ravehivavy: «Marina izany, Tompoko, nefa ny amboa kely mba mihinana ny sombintsombiny latsaka avy amin’ny latabatry ny tompony ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa ravehivavy: –Marina izany, Tompoko, kanefa na ny amboakely aza dia mba mihinana ny sombintsombiny latsaka avy amin’ny latabatry ny tompony ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ravehivavy: Marina izany, Tompoko; fa na dia ny amboakely aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Ravehivavy: Marina izany, Tompoko; fa na dia ny amboa kely aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin’ny latabatry ny tompony ihany.
malagasy
Fa hoy ravehivavy: Marina izany, Tompoko; fa na dia ny amboakely aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony ihany.