Matthew 15:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly azy Jesosy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zanany vavy tamin’izay ora izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Ravehivavy, lehibe ny finoanao, aoka ho tanteraka aminao araka izay irinao.» Dia sitrana tamin’izany ora izany ihany ny zanany vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Lehibe ny finoanao, ramatoa; aoka ho tonga aminao araka izay irînao. Ary nanomboka tamin’io ora io dia sitrana ilay zanany vavy.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zananivavy tamin'izay ora izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly azy Jesosy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zanany vavy tamin’izay ora izay.
malagasy
Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zananivavy tamin'izay ora izay.