Matthew 15:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha niala teo Jesosy dia nankany amoron’ny ranomasin’i Galilia; niakatra nankeo an-tendrombohitra Izy ka nipetraka teo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa niala teo i Jesoa dia nankany amoron’ny ranomasin’i Galilea, ary niakatra tany an-tendrombohitra Izy ka nipetraka teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga avy teo i Jesoa dia lasa nankany amoron’ny farihin’i Galilea, ary niakatra nankeo an-tendrombohitra ka nipetraka teo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niala teo Jesosy, dia nankany amoron'ny Ranomasin'i Galilia Izy; ary niakatra nankeo an-tendrombohitra Izy ka nipetraka teo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha niala teo Jesosy dia nankany amoron’ny ranomasin’i Galilia; niakatra nankeo an-tendrombohitra Izy ka nipetraka teo;
malagasy
Ary raha niala teo Jesosy, dia nankany amoron'ny Ranomasin'i Galilia Izy; ary niakatra nankeo an-tendrombohitra Izy ka nipetraka teo;