Matthew 15:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy namaly azy ireo hoe: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navaliny azy: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny lovantsofin-drazanareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra mba hifikiranareo amin’ny fomba amam-panaonareo?
Malagasy Bible 1865
Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin'Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy namaly azy ireo hoe: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin’Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo?
malagasy
Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin'Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo?