Matthew 15:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nisy vahoaka betsaka nankeo Aminy nitondra ny mandringa, ny jamba, ny kilemaina, ny moana sy ny maro hafa koa, ka nametraka azy teo akaikin’ny tongotr’i Jesosy; dia nahasitrana azy ireny Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro ny vahoaka nanatona Azy teo, nitondra ny moana, ny jamba, ny mandringa, ny kilemaina mbamin’ny marary hafa betsaka, sy nametraka azy teo an-tongotr’i Jesoa dia nositraniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy vahoaka betsaka nanatona Azy sady nitondra ny mandringa, ny jamba, ny kilemaina, ny moana, mbamin’ny maro hafa koa; napetraka teo an-tongotr’i Jesoa ireo marary ireo ka nositraniny.
Malagasy Bible 1865
ary nisy vahoaka betsaka nankeo aminy nitondra ny mandringa, ny jamba, ny moana, ny kilemaina, ary ny maro hafa koa, ka nametraka azy teo akaikin'ny tongotr'i Jesosy; dia nahasitrana azy Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nisy vahoaka betsaka nankeo Aminy nitondra ny mandringa, ny jamba, ny kilemaina, ny moana sy ny maro hafa koa, ka nametraka azy teo akaikin’ny tongotr’i Jesosy; dia nahasitrana azy ireny Izy;
malagasy
ary nisy vahoaka betsaka nankeo aminy nitondra ny mandringa, ny jamba, ny moana, ny kilemaina, ary ny maro hafa koa, ka nametraka azy teo akaikin'ny tongotr'i Jesosy; dia nahasitrana azy Izy;