Matthew 15:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny mpianatra Taminy: Aiza no hahitanay mofo ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao atỳ an-tany efitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny mpianany taminy: «Aiza no hahazahoanay mofo ampy hahavoky ireo vahoaka be ireo atỳ an’efitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpianatra taminy: –Aiza no hahitantsika mofo hahavoky vahoaka be toy izao atỳ an-taniefitra atỳ?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny mpianatra taminy: Aiza no hahitanay mofo atỳ an-efitra ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny mpianatra Taminy: Aiza no hahitanay mofo ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao atỳ an-tany efitra?
malagasy
Fa hoy ny mpianatra taminy: Aiza no hahitanay mofo atỳ an-efitra ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao!