Matthew 15:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Misy mofo firy ary any aminareo? Dia hoy ireo: Fito sy hazandrano madinika vitsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Manana mofo firy ianareo?» «Fito» hoy ireo taminy sy «hazandrano madinika vitsy foana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Jesoa tamin’ny mpianany: –Misy mofo firy any aminareo? Dia novaliany hoe: –Fito, ary koa trondro madinika vitsivitsy!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Misy mofo firy any aminareo? Ary hoy izy: Fito sy hazandrano madinika vitsy foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Misy mofo firy ary any aminareo? Dia hoy ireo: Fito sy hazandrano madinika vitsy.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Misy mofo firy any aminareo? Ary hoy izy: Fito sy hazandrano madinika vitsy foana.