Matthew 15:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy ny vahoaka hipetraka amin’ny tany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasainy nipetraka tamin’ny tany ny vahoaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasain’i Jesoa nipetraka tamin’ny tany ireto vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nandidy ny vahoaka betsaka hipetraka amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy ny vahoaka hipetraka amin’ny tany Izy.
malagasy
Ary Izy nandidy ny vahoaka betsaka hipetraka amin'ny tany.