Matthew 15:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandray ny mofo fito mbamin’ny hazandrano Izy, koa rehefa nisaotra dia namaky izany ka nanolotra azy ho an’ny mpianatra ary ny mpianatra kosa dia nanolotra izany ho an’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary noraisiny ny mofo fito sy ny hazandrano, dia nanaovany fisaorana sy novakiny ka nomeny ny mpianany, ary ny mpianany kosa nanome ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary noraisin’i Jesoa ny mofo fito sy ny trondro; ka rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra Izy, dia nanapaka ny mofo sy ny trondro ary nanome azy ny mpianatra; ny mpianatra kosa nandroso izany tamin’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Dia nandray ny mofo fito mbamin'ny hazandrano Izy, ary rehefa nisaotra, dia namaky ka nanolotra azy ho an'ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nanolotra ho an'ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandray ny mofo fito mbamin’ny hazandrano Izy, koa rehefa nisaotra dia namaky izany ka nanolotra azy ho an’ny mpianatra ary ny mpianatra kosa dia nanolotra izany ho an’ny vahoaka.
malagasy
Dia nandray ny mofo fito mbamin'ny hazandrano Izy, ary rehefa nisaotra, dia namaky ka nanolotra azy ho an'ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nanolotra ho an'ny vahoaka.