Matthew 15:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihinana avokoa izy rehetra ka voky; rehefa nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany dia nahafeno fito sobika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihinana izy rehetra ka voky, ary sobika fito no feno ny sombintsombiny sisa tsy lany nangonina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy nihinana avokoa izy rehetra ka voky. Ary nangonina ny tapa-mofo aman-trondro ambiny ka nahafeno harona fito.
Malagasy Bible 1865
Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno sobiky fito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihinana avokoa izy rehetra ka voky; rehefa nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany dia nahafeno fito sobika.
malagasy
Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno sobiky fito.