Matthew 15:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nihinana dia efatra arivo lahy, afa-tsy ny zaza amam-behivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa efatra arivo lahy no nihinana teo, afa-tsy ny zaza amam-behivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa dia efatra arivo ny vatan-dehilahy nihinana teo, afa-tsy ny zaza amam-behivavy.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nihinana dia efatra arivo lahy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nihinana dia efatra arivo lahy, afa-tsy ny zaza amam-behivavy.
malagasy
Ary izay nihinana dia efatra arivo lahy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy.Ary nony efa nampody ny vahoaka Izy, dia niondrana an-tsambokely ka nankany amin'ny sisin-tanin'i Magadana.