Matthew 15:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony efa nampody ny vahoaka Izy dia niondrana an-tsambokely ka nankany amin’ny sisintanin’i Magadana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nampody ny vahoaka Izy, dia niondrana an-tsambo kely ka nankany amin’ny tany Magedàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalefan’i Jesoa hody ny vahoaka. Avy eo niondrana an-tsambokely Izy ary lasa nankany amin’ny faritany atao hoe Magadàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa nampody ny vahoaka Izy, dia niondrana an-tsambokely ka nankany amin'ny sisin-tanin'i Magadana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony efa nampody ny vahoaka Izy dia niondrana an-tsambokely ka nankany amin’ny sisintanin’i Magadana.
malagasy
Ary nony efa nampody ny vahoaka Izy, dia niondrana an-tsambokely ka nankany amin'ny sisin-tanin'i Magadana.