Matthew 15:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra efa niteny hoe: «Manajà ny rainao sy ny reninao» (Eks 20.12), ary koa: «Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty tokoa» (Eks 21.17).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Andriamanitra: Manajà ny rainao aman-dreninao; ary koa Izay hanozona ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy Andriamanitra hoe: «Hajao ny rainao sy ny reninao», ary koa hoe: «Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia aoka hovonoin-ko faty.»
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra efa nanao hoe: Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20. 12), ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa (Eks. 21. 17).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra efa niteny hoe: «Manajà ny rainao sy ny reninao» (Eks 20.12), ary koa: «Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty tokoa» (Eks 21.17).
malagasy
Fa Andriamanitra efa nanao hoe: Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20. 12), ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa (Eks. 21. 17).