Matthew 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa dia foananareo ny tenin’Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia afaka tsy hanaja ny rainy na ny reniny akory izy, koa nofoananareo ny didin’Andriamanitra noho ny lovantsofinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tsy mahazo manolotra mari-panajana ho an’ny rainy na ny reniny intsony.» Koa ny fomba amam-panaonareo no nanafoananareo ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Koa dia foananareo ny tenin'Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa dia foananareo ny tenin’Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo.
malagasy
Koa dia foananareo ny tenin'Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo.