Matthew 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Ity firenena ity dia manaja Ahy amin’ny molony fa ny fony kosa lavitra Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ity vahoaka ity manaja Ahy amin’ny molony, fa ny fony lavitra Ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ity vahoaka ity, hoy Andriamanitra, tendro-molotra no anajany Ahy fa ny fony kosa lavitra Ahy mihitsy;
Malagasy Bible 1865
Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Ity firenena ity dia manaja Ahy amin’ny molony fa ny fony kosa lavitra Ahy.
malagasy
Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy.