Matthew 15:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa zava-poana ny ivavahan’ireo Amiko, raha mampianatra didin’olombelona ho fampianarana izy» (Isa 29.13).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa foana ny ivavahan’izy ireo amiko, satria didin’olombelona no ataony fampianarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka poaka àty ny fivavahana ataony amiko, satria didin’olombelona no ambarany ho fampianarako.»
Malagasy Bible 1865
Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa zava-poana ny ivavahan’ireo Amiko, raha mampianatra didin’olombelona ho fampianarana izy» (Isa 29.13).
malagasy
Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13).