Matthew 16:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankeo Aminy indray ny Fariseo sy ny Sadoseo dia naka fanahy Azy ka nangataka Azy haneho famantarana aminy avy any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona Azy ny Farisianina sy ny Sadoseanina haka fanahy Azy, ka nangataka taminy mba hampiseho aminy famantarana avy any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nohatonin’ny Farisianina sy ny Tsadoseanina i Jesoa. Te hamandrika Azy ry zareo ka nangataka Azy hanao famantarana ho porofo fa avy amin’Andriamanitra ny fahefàny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo sy ny Sadoseo nankeo aminy, dia naka fanahy Azy ka nangataka Azy haneho famantarana aminy avy any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankeo Aminy indray ny Fariseo* sy ny Sadoseo dia naka fanahy Azy ka nangataka Azy haneho famantarana aminy avy any an-danitra.
malagasy
Ary ny Fariseo sy ny Sadoseo nankeo aminy, dia naka fanahy Azy ka nangataka Azy haneho famantarana aminy avy any an-danitra.