Matthew 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na ny mofo fito ho an’ny olona efatra arivo, firy sobika moa no nangoninareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mofo fito dia ampy olona efatra arivo, sady mbola firy sobika koa no nangoninareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tsaroanareo ve ny mofo fito ho an’ny vatan-dehilahy efatra arivo ary ny hamaroan’ireo harona feno nentinareo nody?
Malagasy Bible 1865
na ny mofo fito ho an'ny efatra arivo, ka firy sobiky moa no nangoninareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na ny mofo fito ho an’ny olona efatra arivo, firy sobika moa no nangoninareo?
malagasy
na ny mofo fito ho an'ny efatra arivo, ka firy sobiky moa no nangoninareo?