Matthew 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin’ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa hoe tandremo mba tsy ho azon’ny masirasiran’ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no tsy ahalalanareo fa tsy ny mofo no nantsoiko tamin’Izaho nilaza taminareo hoe: Tandremo ny lalivain’ny Farisianina sy ny Sadoseanina?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ahoana no tsy ahatakaranareo fa tsy mofo no tiako hambara, fony Izaho nilaza taminareo hoe: «Mitandrema tsy ho voan’ny levioran-dry zareo Farisianina sy Tsadoseanina»?
Malagasy Bible 1865
Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin'ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa tandremo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin’ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa hoe tandremo mba tsy ho azon’ny masirasiran’ny Fariseo sy ny Sadoseo.
malagasy
Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin'ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa tandremo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny Sadoseo.