Matthew 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo vao fantany fa tsy nasainy hitandrina ny amin’ny masirasira fanaovana mofo izy ireo fa ny amin’ny fampianaran’ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao fantatr’izy ireo fa tsy ny lalivay amin’ny mofo no nasainy notandremana, fa ny fampianaran’ny Farisianina sy ny Sadoseanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay vao azon’ny mpianatra fa tsy ny leviora fampiasa amin’ny mofo no nasain’i Jesoa hitandremany tena fa ny fampianaran-dry zareo Farisianina sy Tsadoseanina.
Malagasy Bible 1865
Dia fantany fa tsy nasainy hitandrina izy, fandrao azo'ny masirasira fanaovana mofo, fa andrao azon'ny fampianaran'ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo vao fantany fa tsy nasainy hitandrina ny amin’ny masirasira fanaovana mofo izy ireo fa ny amin’ny fampianaran’ny Fariseo sy ny Sadoseo.
malagasy
Dia fantany fa tsy nasainy hitandrina izy, fandrao azo'ny masirasira fanaovana mofo, fa andrao azon'ny fampianaran'ny Fariseo sy ny Sadoseo.