Matthew 16:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tany amin’ny faritanin’i Kaisarian’i Filipo Jesosy dia nanontany ny mpianany Izy hoe: Lazain’ny olona ho iza moa ny Zanak’Olona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tonga tany amin’ny faritany atao hoe: Sezarean’i Filipo i Jesoa dia nanontany ny mpianany hoe: «Ataon’ny olona ho iza moa ny Zanak’olona?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa nankany amin’ny faritany manodidina ny tanàna atao hoe Kesaria-Filipo ry i Jesoa; ary nanontany ny mpianany Izy nanao hoe: –Iza moa ny Zanak’olona, araka ny filàzan’ny olona Azy?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga tany amin'ny faritanin'i Kaisaria-filipo Jesosy, dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao hoe: Ataon'ny olona ho iza moa ny Zanak'olona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tany amin’ny faritanin’i Kaisarian’i Filipo Jesosy dia nanontany ny mpianany Izy hoe: Lazain’ny olona ho iza moa ny Zanak’Olona*?
malagasy
Ary rehefa tonga tany amin'ny faritanin'i Kaisaria-filipo Jesosy, dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao hoe: Ataon'ny olona ho iza moa ny Zanak'olona?[Na: (Aho)]