Matthew 16:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ireo: Ny sasany dia milaza hoe: Jaona Mpanao batisa; ary ny sasany dia milaza hoe: Elia; ary hoy ny sasany: Jeremia, na iray amin’ireo mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ireo: «Ny sasany manao hoe: Joany Batista, ny sasany Elia, ary ny sasany Jeremia, na ny anankiray amin’ny mpaminany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny mpianany hoe: –Misy manao hoe i Jôhany Mpanao batisa; ny sasany kosa manao hoe i Elià; ary ny hafa indray manao hoe i Jeremià na anankiray amin’ireo mpaminanin’Andriamanitra. Ary hoy i Jesoa taminy:
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ireo: Hoy ny sasany: Jaona Mpanao-batisa; ary hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Jeremia, na anankiray amin'ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ireo: Ny sasany dia milaza hoe: Jaona Mpanao batisa; ary ny sasany dia milaza hoe: Elia; ary hoy ny sasany: Jeremia, na iray amin’ireo mpaminany.
malagasy
Dia hoy ireo: Hoy ny sasany: Jaona Mpanao-batisa; ary hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Jeremia, na anankiray amin'ny mpaminany.