Matthew 16:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homeko anao ny fanalahidin’ny fanjakan’ny lanitra; koa na inona na inona fehezinao etỳ ambonin’ny tany dia hofehezina any an-danitra ary na inona na inona vahànao etỳ ambonin’ny tany dia hovahana any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homeko anao ny fanalahidin’ny fanjakan’ny lanitra, ka izay rehetra hofehezinao etỳ an-tany dia ho voafehy koa any an-danitra, ary izay rehetra hovahanao etỳ an-tany dia ho voavaha koa any an-danitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homeko anao ny fanalahidin’ny Fanjakàn’ny lanitra: ka na inona na inona hofehezinao etỳ an-tany dia ho voafehy koa any an-danitra; ary na inona na inona hovahanao etỳ an-tany dia ho voavaha koa any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Homeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao eto ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao etỳ ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homeko anao ny fanalahidin’ny fanjakan’ny lanitra; koa na inona na inona fehezinao etỳ ambonin’ny tany dia hofehezina any an-danitra ary na inona na inona vahànao etỳ ambonin’ny tany dia hovahana any an-danitra.
malagasy