Matthew 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy namaly azy ireo hoe: Rehefa hariva ny andro dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro fa mena ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly Izy ka nilaza taminy hoe: «Nony hariva ny andro, dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro, fa mena ny lanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no tenin’i Jesoa taminy: [ –Nony hariva ny andro, dia hoy ianareo hoe: «Ho tsara ny andro fa mena midorehitra ny lanitra.»
Malagasy Bible 1865
Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nony hariva, dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro, fa mena ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy namaly azy ireo hoe: Rehefa hariva ny andro dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro fa mena ny lanitra.
malagasy
Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nony hariva, dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro, fa mena ny lanitra.