Matthew 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany dia nandrara ny mpianatra Izy mba tsy hilaza amin’olona akory fa Izy no Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay, dia norarany ny mpianany mba tsy hilaza amin’ny olona fa Izy no Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nofeperan’i Jesoa ny mpianany mba tsy hilazalaza na amin’iza na amin’iza fa hoe Izy no ilay Mesia.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia nandrara ny mpianatra Izy mba tsy hilaza amin'olona akory fa Izy no Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany dia nandrara ny mpianatra Izy mba tsy hilaza amin’olona akory fa Izy no Kristy.
malagasy
Ary tamin'izany dia nandrara ny mpianatra Izy mba tsy hilaza amin'olona akory fa Izy no Kristy.