Matthew 16:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’ny maraina dia hoy ianareo: Ho ratsy ny andro fa mena sy manjombona ny lanitra. Hainareo ny mamantatra ny endriky ny lanitra, fa ny famantarana ny fotoana dia tsy hainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nony maraina indray: Ho ratsy ny andro, fa somary mena sy manjombona ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony maraina ny andro, dia hoy ianareo hoe: «Ho ratsy ny andro anio fa mena antitra ny lanitra.» Hainareo vinavinaina ny toetoetry ny lanitra, ka tsy hainareo vinavinaina ve ireo famantarana momba izao andro diavintsika izao?]
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina, dia hoy ianareo: Ho ratsy ny andro, fa mena sy manjombona ny lanitra. Fantatrareo ny hamantatra ny tarehin'ny lanitra, fa ny famantarana ny fotoana dia tsy hainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’ny maraina dia hoy ianareo: Ho ratsy ny andro fa mena sy manjombona ny lanitra. Hainareo ny mamantatra ny endriky ny lanitra, fa ny famantarana ny fotoana dia tsy hainareo.
malagasy
Ary nony maraina, dia hoy ianareo: Ho ratsy ny andro, fa mena sy manjombona ny lanitra. Fantatrareo ny hamantatra ny tarehin'ny lanitra, fa ny famantarana ny fotoana dia tsy hainareo.