Matthew 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teny ampita ny mpianatra dia nanadino nitondra mofo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony efa tafita ny rano izy ireo, dia hadinon’ny mpianatra ny nitondra mofo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha niainga hiampita ny rano ireo mpianatra, dia nanadino ny nitondra mofo;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teny am-pita ny mpianatra, dia nanadino hitondra mofo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teny ampita ny mpianatra dia nanadino nitondra mofo.
malagasy
Ary rehefa tonga teny am-pita ny mpianatra, dia nanadino hitondra mofo izy.